Dikan'ny teny : fanganohano
Hampiditra dikany hafa
(hanohano) a.: Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon'it9 firavaka 1 Fihandrohandro, toetran'ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon'ny ranomason'itq zazakely fa omeo uatomamy izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha