Dikan'ny teny : fanemerana
Hampiditra dikany hafa
(temitra) a.: Fanasiana temitra: Miuerina indray ankehitriny ny fanemerana ny rindrina ao an'efitrano. e Famefena: Tsy hitahita akory ny fanemeran'ny miaramilo ny trano nidiran' ilay mpangalatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha