Dikan'ny teny : fandroronana

Hampiditra dikany hafa
(rorona) a.: Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheuerina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana. e Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan'ny heriny noho ny taonany. ~ Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin'ny fandroronan'ny masoandro no niuerenanay nody. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077