Dikan'ny teny : fandroana

Hampiditra dikany hafa
(andro) a.: Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin'ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin'ny fitsingerenan'ny nahaterahan'ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin'ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena na-tao jaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1026