Dikan'ny teny : fandroahana
Hampiditra dikany hafa
(roaka) a.: Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan'i Niry kely ilay alika. ? Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha