Dikan'ny teny : fandritra
Hampiditra dikany hafa
(ritra) a.: Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana. 1 p.t.: Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha