Dikan'ny teny : fandray
Hampiditra dikany hafa
(ray) a.: Fomba entina mandray: Hotely tsara fandray. ? p.t.: Azo raisina amin'ny tanana: Tay fandray ny baolina raha milalao kitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha