Dikan'ny teny : fandraviravy
Hampiditra dikany hafa
(ravirauy) a.: Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha