Dikan'ny teny : fandrasana

Hampiditra dikany hafa
(rasa) a: Fandidiana sy fitetehana hena. * Ohab,: Eo am-pandrasana no ahitana ny atiny: anti-milaza fa raha tsy antomorina sy dinihina tsara ny zavatra, tsy hita izay ao anatiny sy tokony hatao aminy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089