Dikan'ny teny : fandrantoana

Hampiditra dikany hafa
(ranto) a.: Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1307