Dikan'ny teny : fandraiketana
Hampiditra dikany hafa
(raikitra) a: Fametahana: Fandraiketana sary amin'ny rindrina. 1 Fanapahana, famaranana: Raina ny fandraiketana haingana izany raharaha izany. / Ani(' no fandraiketana ny datin' andro hanaovana ny mariazinareo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha