Dikan'ny teny : fandrafetana
Hampiditra dikany hafa
(rafitra) a: Fanamboarana zavatra amin'ny hazo: Fandrafetana latabatra. 1 Fanorenana: Fandrafetana trano, 1 Fanaovana, famoronana: Fandrafetana samba. 1 Fandaharana: Havanana amin'ny fandrafetana iohateny ianao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha