Dikan'ny teny : fandràka

Hampiditra dikany hafa
1. Fandraka a.: Fiasana fandrafetana na fanefena, izay andoahana na anaovana lalatra kely amin'ny hazo na amin'ny vy: Ento aty ny fandraka handoahako ity hazo - t.i.f.: Fandrahana, afandraka, voafandraka ( mamàndraka, famandraka, mpamandraka / amandrahana, famandrahana / mifandraka, fifandraka, mifamandraka. - F,-p,: Fandrabavy: fandraka izay lehibe ny lelany, / Fandradahy: fandraka izay kely na etiety ny lelany. / Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Fandraka tohanam-piuely: enti-milaza izay rehetra tsy mahavita tena fa atoron'ny hafa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. a.: Hahiazana izaitsizy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085