Dikan'ny teny : fandinihana
Hampiditra dikany hafa
(dinika) a.: Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako it3 soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io. 1 Fiheveran-Javatra: Efa ela izay fandinihanao it9 raharaha ity izay kanefa tsy mbola vita foana. 1 Famakafakana: Nahaioa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha