Dikan'ny teny : fandinganana

Hampiditra dikany hafa
(dingana) a: Fitsambikinana, fihoarana: llana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny uehivauy, 1 H,o,: TsY dia tsara matetika ny fandinganana kilasy satria mety hisy zauatra tsy ho hay any aoriana any, izay tokony ho nianarana tany amin'iiay kilasy nodinganina. 1 Famelana zavatra noho ny fanadinoana: Mandiso ny heuitry ny lahateny manontolo ny fandinganana io andalana iray io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067