Dikan'ny teny : fandidiana

Hampiditra dikany hafa
(didy) a: Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo. 1 Fandrasana: Fandidian-këna. 1 Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo. 1 Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin'ny tenan'ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto. / Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon'ny fandidiana eto amin'ny faritany. 1 Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izY. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0972