Dikan'ny teny : fandentehana
Hampiditra dikany hafa
(ientika) a.: Fanatsatohana: Fandentehana fantsika. 1 Fanasitrihana, fandrendrehana: Fandentehan'ny onja ny lakana. • Famelezana izaitsizy, fampihitsohana, fampidirana amin' ny kizo: Tsy anerany izay fandentehan'ny mpitsara azy izay,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha