Dikan'ny teny : fandefana
Hampiditra dikany hafa
na Fandefasana (le-fa) a: Fampandehanana (olona) any amin'ny na any an-...: Fonde fasana iraka any am-pita. 1 Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin'ny fandefasana it? taratasy it?. 1 Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan'ny fandefasana ny vato. 1 Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha