Dikan'ny teny : fandatsana
Hampiditra dikany hafa
(latsa) a: Fanesoana amin'ny fahoriana mahazo ny sasany na amin'ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha