Dikan'ny teny : fandanjana
Hampiditra dikany hafa
(lanja) a,: Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin'ny alalan'ny mizana. 1 Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha