Dikan'ny teny : fandambanana

Hampiditra dikany hafa
1. (lambana) a.: Fakana valala amin'ny lamba. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (Btm) a: Tsihy kely efa-joro ametrahana ny villa na ny lamban-dravina rehefa hihinana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. (lambana) a: Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
4. (lambana) a: Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo : Mamelatra fan-dam banana : manomana izay rehetra ilaina amin'ny sakafo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
5. (lambana) a: Fanemerana amin'ny tsihy, fametahana peta-kazo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0777