Dikan'ny teny : fandamahana

Hampiditra dikany hafa
(lamaka) a.: Fanaovana ho marin-tampona, mitovy tantana : Naharitra herinandro ny fandamahan' ny fokonolona io tany be kitoantoana io, 1 Fandriana tsy afaka miarina: Fandamahana hateloana no vokatry ny fijejojejoana nandihy mandra-maraina. 1 Fifotorana amin'ny asa: Tsy hay lazaina ny fandamahany ta-min 'id asa id fa adiny telo misesy izy teo foana. • Fikapana (bozaka, herana): Tapak'andro maninjitra izy tany amin 'ny fandamahana bozaka tany, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0736