Dikan'ny teny : fandama
Hampiditra dikany hafa
(lama) a.: Fomba enti-mandama, na mampilamaka tsara tsy misy avo sy iva, malambolambo tsy misy marokoroko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha