Dikan'ny teny : fandainga

Hampiditra dikany hafa
(lainga) a: Fomba entina mandainga : Mampihomehy ny fandaingan'io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra. / Olona zatra mandainga : Fandainga ratsy koa Ikotofatsora Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.069