Dikan'ny teny : fandafika
Hampiditra dikany hafa
1.
(lafika) a.: Fomba entina mandafika, izany hoe manisy lafika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Ody fanalefahana ny poizin'ny tangena, saingy sotroina mialoha fa tsy mba aoriana toy ny fanatsatsorano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha