Dikan'ny teny : fandafihana

Hampiditra dikany hafa
(lafika) a: Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton'ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077