Dikan'ny teny : Fandafarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (lattera) a: Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fondafarana ny heuitrao. 1 Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tay tsara mihitay ny fandafaran'ny iray tam-po.
Correction from Andriamaholison: Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao. Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran'ny iray tam-po.
Correction from Andriamaholison: (lattera) a: Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao. 1 Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran'ny iray tam-po.

Fitadiavana teny


Cancel