Dikan'ny teny : fandadiana
Hampiditra dikany hafa
(lady) a.: Fikisahan amin'ny tany: Mahavanana ny fandadian'io bibilava io. 1 Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanna: Ny fandadian'ny zozo raha mbola kely. 1 Fananihana: Ny fandadian'ny vehy amin'ny hazo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha