Dikan'ny teny : fanavokavoka
Hampiditra dikany hafa
(hauokauoka) a.: Fomba entina manavokavoka, izany hoe mikapoka mandrivorivo, sà,dy mafy no imbetsaka. 1 p. t : Tokony hokapohina, azo velezina mafy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha