Dikan'ny teny : fanatsipeloka

Hampiditra dikany hafa
(tsipeloka) a: Fomba entina manatsipeloka, manao teny an-tsafelika mba hamelezana olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733