Dikan'ny teny : fanatsika
Hampiditra dikany hafa
1.
(tsika) a. : Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany. ~ p. t. : Azo tsihina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(hataika) a : Azo antsoina amin'ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha