Dikan'ny teny : fanatsidradra
Hampiditra dikany hafa
na Fanatsidradraka (taidradra) a : Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo : Edrey! ity fanotsidradran'Ikoto ny tongony!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha