Dikan'ny teny : fanatseforana
Hampiditra dikany hafa
(taefotra) a. Fanapoahana vanja amin'olona; fandefasana rivotra na rano ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan'izany rivotra na rano izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha