Dikan'ny teny : fanatamberenana
Hampiditra dikany hafa
(tamberino) a. : Fandehanana dia miveri- na indray; fampihodinkodi nana eo an-toerana ihany; fampivezivezena mandroso dia misangodina eo amin'i- zay nialany indray. Fanatamberina (tamberina) a.: Fomba entina manatamberi na, mampgrodinkodina eo an-toerana ahany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha