Dikan'ny teny : fanapihana
Hampiditra dikany hafa
(pika) a. : Fampipitihana, fanalana; fanakombonana (elo...); famonoana jira mirehitra amin'ny herim-baratra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha