Dikan'ny teny : fananontanona
Hampiditra dikany hafa
(tanontanona) a. : Fomban'ny zavatra mananontanona, manatona mampatahotra, mitatao efa mby hamely : Tsy hay lazaina ny tahony tamin'ny fananofltanon'ilay zavatra nihatra tommy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha