Dikan'ny teny : fanamboarana
Hampiditra dikany hafa
(voatra) a. : Fanomezana endrika : Miki fonamboarana kely itY sari' it?. ? Fanomanana, fikarakarana : Iza no hiandraikitra ny fanamboarana ny efitra hampidirana ny mpanambady f 1 Fandrindrana, fandaminana : Ho sarotra ihany ny fanamboarana ny fanambadian'ireto tanora ireto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha