Dikan'ny teny : fanambatambazana
Hampiditra dikany hafa
(tambitamby) a. : Fanafosafoana na fanehatehafana malefaka amim-pitiavana; fiangaviana (olona) amin'ny fanomezanjavatra na karama azy, na fanaovana izay hahafaly azy. fanambadiana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha