Dikan'ny teny : fanalo
Hampiditra dikany hafa
a. : Anarana nentina nilazana ireo tandefona mahay sy be herim-po ary mailaka : Fanalolahy : miaramila na tandefona mahay sady mahery an'ady.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha