Dikan'ny teny : fanalavana
Hampiditra dikany hafa
(lava) a. : Fanovonana : Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny f ? Fampitarozahana, fanelana : Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon'ny mpitsara. 1 Fanohizana : Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon'ny mpilalao roa tonta.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha