Dikan'ny teny : fanakana
Hampiditra dikany hafa
1.
Fanakàna (aka) a. : Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(sakana) a. : Fomba entina manakana. ~ p.t. : A-zo sakanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha