Dikan'ny teny : fanakady
Hampiditra dikany hafa
(kady) a : Fomba entina manakady, marnera-ka kady (hazo atsangana manambara fa efa misy tompony ilay tany ijoroany na matetika koa enti-miaro ilay tany )Fanakadiana a.: Fananganana kady, fiarovana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha