Dikan'ny teny : fanajana

Hampiditra dikany hafa
(haja) a. : Fanomezana hala, voninahitra : Fanajona ny Razana no amadihana azy. ~ Fanaovana ho zavatra, fanasiana vidiny : Izao ve no fanajanao fotoana? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067