Dikan'ny teny : fanahàna

Hampiditra dikany hafa
1. (haha) a. : Famahàna, fanalana amin'ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olomeloka). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Fanahana (ahana) a. : Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. (taha) a. : Fanomezana zavatra hatao taha na o-nitra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0085