Dikan'ny teny : fanadanganana

Hampiditra dikany hafa
(dangana) a. : Fanondrotana ambony, fanaovana amin' ny toerana ambony ho hita tsara. ? Fampakarana avo dia avo : Fanadanganana ny uidin-javatra, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068