Dikan'ny teny : fampisorona

Hampiditra dikany hafa
a. : Ody ahosotra na ampisotroina ny biby nampiadina (ombalahy, akoholahy) mba hahatonga azy hahery miady. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009