Dikan'ny teny : famoretana
Hampiditra dikany hafa
1.
(foritra) a. : Fampileferana, fampiketronana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(foritra) a. : Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha