Dikan'ny teny : famiràna

Hampiditra dikany hafa
1. (fira) a : Fikapana, fijinjana; faminganana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Famirana (fitra) a. : Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin'ny vorodamba, taratasy... Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067