Dikan'ny teny : fametana
Hampiditra dikany hafa
(feta) a. : Fanentsenana lavaka amin'ny feta. Fametana (ueta) a. : Fanaratsiana, fanosoran-dratsY, fanosoram-potaka I fanazimbana, fandotoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha