Dikan'ny teny : famerina
Hampiditra dikany hafa
(verina) a. : Fomba entina mamerina. ? p.t. : A-zo averina / Fameriny: ny vola madinika averina amin' ny vola omen'ny mpividy raha vola tsy vaky mihoatra noho ny vidin'ilaY entana no nomeny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha